|
|
|
|

Entry1  tangalamena
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [2.608] prĂȘtres de villages
Examples  4  [2.472] Ny nitarika ireny olona rehetra ireny dia miaramila tranainy, mpimasy, tangalamena, raiamandrenin-tanana, filoham-poko, izay ny toetra niraisany dia ny fitiavany ny tanindrazany sy ny firaisany fo tamin' ny vahoaka na inona na inona zavatra niseho.
Elementary words  5  tangala, mena
Titles  6  Les Tangalamena : Chez les Betsimisaraka de la rĂ©gion de Nosy Varika (Dez Jacques)

Updated on 2025/05/07