|
|
|
|

Entry (1/2)1  taolambalo
Elementary words  2  taolana, 3  valo
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Ireo taolana valo noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina ao am-pasan-drazana rehefa mamindra faty ao, dia ny taolin'ny sandry sy lanton-tanana amin'ny tanana roa avy, ary ny taolam-pe sy ny taolan-dranjo amin'ny tongotra roa avy. [1.1]
Explanations in English  6  the eight bones; i.e. the humerus and radius, and the tibia of each arm and leg. These eight bones are always brought up to Imerina for burial when a person dies in a distant part [1.2]
7  Dry bones (esp. the "eight long bones") brought back to the family tomb. [1.7]
Explanations in French  8  Les huit os, comprenant l'humérus et le radius des deux bras, le fémur et le tibia des deux jambes (qu'on rapporte de loin pour être enterrés dans le tombeau de famille). [1.3]
9  Les ossements d'un défunt mort au loin, qu'on ramène dans le tombeau familial. [1.5]
10  Ossements (surtout les os des bras et des jambes) ramenés dans le tombeau familial. [1.8]
Examples  11  olona izy, ka ravo fa tsy hadinon' ny taranany, faly fa tsy very taolambalo [2.5#79]
12  na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [2.296]
13  saingy efa tonga havan-tsy mahafoy ka hiray taolambalo aminay ao amin' ny fasan-drazanay koa rahatrizay maty. [2.643#197]
Vocabulary  14  Beliefs
Proverbs  15  Proverbs containing that word
Quotes  16  Texts mentioning this word

Entry (2/2)17  Taolambalo
Elementary words  18  taolana, 19  valo
Part of speech  20  name (book title) [Full list]
Author  21  Andriamalala Emilson Daniel
Publishings  22  . 1999. Pages: 159.

Anagrams  23 taolambalo, Taolambalo

Updated on 2025/10/12