|
|
|
|

Entry1  tapa-porohana sisa tsy may
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tapaka, forohana, sisa, tsy, may
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa
Synonyms  5  akanga sisa nanamborana

Updated on 2025/07/29