|
|
|
|

Entry1  tenenina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  teny
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Avoakan' ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany
Ambara, lazaina: Tsy hay tenenina ny zavatra nataony
Didiana, omena teny, baiko: Hoteneniko izy mba hamangy anao
Anarina na tezerana fa nanao ratsy: Teneno kely ny zanakao fa manimba ny voninkazonay amin' ny baoliny
Explanations in English  11  [1.7] to be reproved
Explanations in French  12  [1.8] qu'on réprouve
Examples  13  [2.324] "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner).
14  [2.470] Inay izy manalava tenda izay isaky ny tenenina ary toa vara-datsaka raha mba miteny ireo zandriny ireo.
Analogs  15  tezerana, terezana, levilevena, baibaizina, bedesina, besobesoina, karamentsonina, kitakitaina
Proverbs  16  Proverbs containing the word tenenina

Anagrams  17  itenenan, naneteny, nitenena, tenenina

Updated on 2025/08/10