|
|
|
|

Entry (1/3)1  tohina
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  action de toucher [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  22  5 combinations of this word

Entry (2/3)23  tohina
Part of speech  24  participle
Explanations in Malagasy  25  Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera
Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe
Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka. [1.1]
Explanations in French  26  touché légèrement
dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens) [1.3]
Examples  27  Hoy aho somary tohina. [2.944#]
28  Mora tohina amin'ny fony izy: [2.298]
Morphology 
29  Present :
30  Past :
31  Future :

Entry (3/3)32  tohina
Part of speech  33  noun
Explanations in Malagasy  34  tsy rahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa [1.13]
Explanations in French  35  allergie [1.13]
Vocabulary  36  Health

Anagrams  37 antohy, 38 hatony, 39 tohina

Updated on 2025/10/11