|
|
|
|

Entry (1/3)1  toraka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý [1.1]
Explanations in French  4  comme, de même que, égal, semblable [1.5]
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Adverbs :
All compound words  17  22 combinations of this word
Synonyms  18  ohatra, tahaka
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Entry (2/3)20  toraka
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io
Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa [1.1]
Explanations in French  23  action de lancer [1.3#730, 1.5]
24  action de jeter [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
All compound words  34  7 combinations of this word
Proverbs  35  Proverbs containing that word

Entry (3/3)36  toraka
Part of speech  37  noun
Explanations in Malagasy  38  Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 [1.1]
Explanations in French  39  puissance [1.13]
Vocabulary  40  Mathematics: algebra

Anagrams  41 akotra, 42 atroka, 43 katrao, 44 katroa, 45 okatra, 46 rotaka, 47 takaro, 48 taroka, 49 toraka, 50 traoka, 51 troaka

Updated on 2025/10/11