Entry | 1 toy izao |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 toy, izao |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] sahala amin' izao |
Examples |
5 [2.470#152] toy izao no nahatonga izany. 6 [2.117#106] toy izao no fampiasa azy. 7 [2.643#172] Nefa tsy maika sy dodona toy izao. 8 [2.944] Satriko ho toy izao mandrakizay isika! |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |