Entry (1/2) | 1 tsangana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fijoroana; ny bika eo am-pijoroana; haavo; halava hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha. |
Examples |
4 [2.131] izaho Rangoriketakinilandy tsy maty aho fa malazo nandre ny fingodon'ny omby viliabe tsara tsangana vilia fotsy endriky ny trano itozotozoy ihany aho fa jiafotsy ny lambako |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 16 tsangana |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.13] |
Explanations in French |
19 [1.13] bâton diagramme en bâtons |
Anagrams | 20 antsanga, atsangan, natsanga, tsangana |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |