|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsemboka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana") [1.1]
Examples  4  Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny. [2.324]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  20  2 combinations of this word
Vocabulary  21  Biology
Analogs  22  dinitra, dinitrombalahy, jijaka, jijika
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Entry (2/2)24  tsemboka
Part of speech  25  adjective
Explanations in Malagasy  26  Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony [1.1]
Analogs  27  mivoadinitra, mivoajijaka, mivoajijika, ranoiray, vonto, tsembodratsy

Updated on 2025/10/08