Entry (1/3) | 1 tsiriry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famohana na fanidian-drano araka izay tiana, mipetaka amin' ny vatan' ny fitehirizandrano na amin' ny fantsondrano iray |
Vocabulary |
4 Technology |
Synonyms | 5 raobine |
Entry (2/3) | 6 tsiriry |
Part of speech | 7 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Karazana vorona andrano mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miara-be manao andiany |
Explanations in English |
12 [1.7] the whistling teal (a duck) |
Explanations in French |
13 [1.54] sarcelle 14 [1.8] sarcelle, espèce de canard sauvage 15 [4.22] grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) 16 [4.22] grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) 17 [1.196] nom de plusieurs oiseaux aquatiques : canards et sarcelles |
Examples |
18 [1.265#] tsiriry sy angaka mankeo mba hikorana; 19 [2.69#] Ny tsiriry niorika, ny akanga nivalana; |
Vocabulary |
20 Zoology: birds |
Synonyms | 21 kiborano, vivy |
Entry (3/3) | 22 tsiriry |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] Karazan' ahitra mpaniry eny amoron-drano. (Ny fitovian' ny teny roa "tsiriry" no nahatonga ilay fitenenana maro mpahalala hoe: "Tsy mba tsiriry vorona anie aho, ka hanifi-drano dia lasa, fa tsiriry ahitra, miorimpaka amin' ny tany mando dia maitso", izay entina mampitaha ny soa mandalo amin' ny soa maharitra |
Explanations in French |
25 [1.196] Leersia hexandra Sw. (Poaceae) ; Graminée proche du riz ; espèce hygrophile, excellente fourragère. Pour distinguer la plante de l'oiseau, on appelle souvent la première tsiriry ahitra et le second tsiriry vorona. Un proverbe malgache dit : « tsy mba tsiriry vorona anie aho, fa tsiriry ahitra ». Je ne suis pas l'oiseau tsiriry, qui s'envole et dont il ne reste rien, mais l'herbe tsiriry, fixée à la terre (la fortune véritable). Une jeune femme cite souvent ce proverbe pour s'engager à être bonne ménagère. Le tsiriry, espèce très rustique, jouissait de la réputation d'être indestructible : « doroana, tsy may », même si on y met le feu, il ne brûle pas. D'où son emploi dans certaines cérémonies d'exorcisme. Nom malgache et identité mentionnés anciennement par Grandidier, Malzac, etc. [Merina]
|
Examples |
26 [2.69#] ka ny tsiriry manitra, tian' andriana; |
Vocabulary |
27 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2025/08/10 |
![]() |