|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsofoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1]
4 tsirinteny atsofoka ao anelanelan'ny fototeny ka mampihena na mampitombo ny heviny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 Les principaux infixes qui entrent dans la composition des racines secondaires sont:
6 ~ar~ : tsarapaka, karepoka
7 ~in~ : hinana, finaritra
8 ~om~ : homehy, tomany
9 ~or~ : tsoropaka, ngorodona
10 Autres infixes:
11 ~in~ : finidy (fidy)
12 ~n~ : inty (ity)
13 ~re~ : ireo (io)
14 ~za~ : izatsy (itsy) [1.12]
15 infixe [1.13]
Ohatra  16  Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643]
Voambolana  17  Haiteny
Tovy hevitra  18 sisika
Mpanahaka  19  tovana, 20  tovona, 21  tsirinteny, 22  tsirinteny
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny tsirinteny rehetra

Teny iditra (2/2) 24  tsofoka
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 Fidirana ao anatin' ny...; fandrosoana ho ao afovoan' ny... [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27 encastrement [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23