Entry | 1 tsotra |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
All compound words | 8 18 words containing tsotra |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra ~ Valinteny tsotra Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain' ny sasany Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy |
Explanations in English |
10 [1.7] smooth, plain; easy, simple |
Explanations in French |
11 [1.8] lisse, droit; simple, facile |
Examples |
12 [2.324] fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina. 13 [2.470] mamy dia mamy raha hanina tsotra amin' izao, saingy tsy mamy ny ranom-boafotsy asiana azy; 14 [2.472] Mpitsabo tsotra ireny " dokotera" ireny matetika. |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word tsotra |
Anagrams | 16 tsatro, tsotra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |