|
|
|
|

Teny iditra1  tsy maty tsy akory fa mbola matory
Singan-teny  2 tsy, 3 maty, 4 akory, 5 mbola, 6 matory
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 ilazana ny olomalala na ny olomanga izay tsy miala ao am-po ny fahatsiarovana azy na dia efa maty aza, na noho ny fitiavana azy be dia be na noho ny asa makadiry vitany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11