|
|
|
|

Teny iditra1  ampahavalo
Fototeny  2 valo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [ampahavalo] 4 Ampahany iray amin' ny zavatra zaraina valo [1.1#66]
Fanazavàna teny anglisy  [ampahavalony] 5 the eighth part [1.2#731]
Fanazavàna teny frantsay  [ampahavalony] 6 le huitième [1.3#807, 1.5#322]
Isam-pirenena  7 1/8 [3.1]
Ohatra  8  ny ampahavalony ny ariary (1/8) : sikajy [2.436#135]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Voambolana  10  Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  11  ampahadimy, 12  ampahafito, 13  ampahafolo, 14  ampahasivy, 15  ampahatelo, 16  ampahazato, 17  ampahefatra, 18  ampahenina
Kamban-teny rehetra  19 ampahavalo amby ny folony

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09