Entry (1/4) | 1 vatolahy |
Elementary words | 2 vato, 3 lahy |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 tsangambato [Bara]
[1.78] 6 Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [1.1] 7 tsangambato naorina ho fahatsiarovana [1.13] |
Explanations in French |
8 Longue pierre dressée sur un tombeau, ou sur une hauteur, au bord d’une route, avec inscription commémorative [1.3#817] 9 stèle, pierre levée [1.13] |
Examples |
10 Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy.
[2.270]
11 Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [2.499] |
Synonyms | 12 vato mitsangana, tsangambato |
Quotes | 13 Texts mentioning this word |
Illustrations |
|
Entry (2/4) | 14 vatolahy |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 lave solidifiée en colonne prismatique [1.13] |
Vocabulary | 17 Geology |
Illustrations |
|
Entry (3/4) | 18 Vatolahy |
Elementary words | 19 vato, 20 lahy |
Part of speech | 21 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary | 22 Geography: towns |
Entry (4/4) | 23 Vatolahy |
Elementary words | 24 vato, 25 lahy, 26 vato, 27 lahy |
Part of speech | 28 name (book title) [Full list] |
Vocabulary | 29 Literature: books |
Author |
30 Rabetsimandranto Fidelis-Justin |
Anagrams | 31 halivato, 32 tavolahy, 33 Vatolahy, vatolahy |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |