|
|
|
|

Entry1  vatovary
Elementary words  2  vato, 3  vary
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  vato mamasipasika fanasana angady [Sihanaka] [1.78]
6  Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy [1.1]
Explanations in French  7  grès [1.13]
Vocabulary  8  Geology
Synonyms  9  vatoasana, vatodidy

Anagrams  10 varivato, 11 vatovary

Updated on 2025/10/11