|
|
|
|

Entry1  voady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irina: Manefa ny voady nataony Baba
Fianianana na fanomezan-toky eo imason' ny solontenan' ny Eglizy: Manao voadin' ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny relijiozy [1.1]
Explanations in English  4  a vow [1.7]
Explanations in French  5  voeu [1.3#842, 1.8]
6  offrande promised par voeu, ferme rĂ©solution [1.3#842]
Examples  7  Eny, tsaroako iny ary tsy ho hadinoiko mandra-pahafatiko, fa nitahiry ilay voady masina nataontsika. [2.499#19]
8  Ny saotra, hoy ianao teo, dia natomboka tamin' ny fanaovana voady any amin' ny mangingina any aloha; [2.245#137]
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  16  6 combinations of this word
Analogs  17  dina, teny nomena, orimbato, lokaloka, tsikafara
Article  18  Randzavola: voady ao amin' ny Baiboly

Anagrams  19 adivo, 20 avido, 21 diavo, 22 divao, 23 vadio, 24 voady

Updated on 2025/10/08