|
|
|
|

Entry1  voamaina
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  voa, maina
Explanations in Malagasy  4  [1.13] toy ny tsaramaso
Explanations in French  5  [1.13] graines sèches
Examples  6  [2.606#] Momba ny sakafo dia ny tsako na katsaka no voamaina foto-tsakafon'ny olona ankehitriny.
7  [4.27#] Mampamokatra ny tany azo volena, midika aloha izany hoe mamokatra ary avy eo manova na mikarakara ny voamaina, ny siramamy, ny voankazo, ny hena, etsetra;
Vocabulary  8  Botany: (in general)

Anagrams  9  anamavoy, voamaina

Updated on 2025/07/29