Entry (1/2) | 1 volavola |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 vola |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary |
Explanations in English |
10 [1.7] cooked rice made into a ball for a journey |
Explanations in French |
11 [1.8] riz cuit mis en boules pour un voyage |
Analogs | 12 vinavina |
Entry (2/2) | 13 volavola |
Part of speech | 14 noun |
Root | 15 vola |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana |
Explanations in French |
19 [1.13] projet; conception |
Examples |
20 [1.320#] Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. |
Anagrams | 21 lavavolo, lavolavo, lovalova, valovalo, volavola |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |