|
|
|
|

Entry1  vorontsiloza
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  vorona, tsy, loza
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Vorona lehibe, fianakaviam-ben' ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo eo amin' ny lohany, ny tendany misy toa haingony mitarazoka ary ny rambony azony velarina toy ny fikopaka rehefa midoroboka izy; tsara hena ary tsy mba saro-devonina ohatra ny gisa ny vorontsiloza
Explanations in English  7  [1.7] turkey
Explanations in French  8  [1.54] dinde
9  [1.8] dinde, dindon
Examples  10  [2.332#] Nifidianan' Ineny izay matavy sy lehibe tsara ny vorontsiloza.
11  [2.442#] Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora.
12  [2.69#] Vorona iray karazana amin' ny vorontsiloza io, ka nidoboka sy nibarera, raha nisy nisiaka azy.
Vocabulary  13  Zoology: birds
Proverbs  14  Proverbs containing the word vorontsiloza
Illustrations 
15 

Updated on 2025/08/10