|
|
|
|

Entry1  vovoka
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
All compound words  10  11 words containing vovoka
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka
Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy
Explanations in English  12  [1.7] dust
Explanations in French  13  [1.8] poussière
14  [1.13] poussière, poudre
Examples  15  [2.499] Ato no irarahany ho vovoka!
16  [1.272] Fa ny aina dia nindramina, ka ho vovoka ny tena!
17  [2.332] Jereo ireto vovoka vonivony amin' ny feko ireto.
Analogs  18  jofo
Proverbs  19  Proverbs containing the word vovoka

Updated on 2025/08/10