|
|
|
|

Teny iditra1  zafimpaladia
Singan-teny  2 zafy, 3 faladia
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [zafim-paladia] 5 zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina [1.1]
6 taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  [zafim-paladia] 7 la sixième génération [1.3]
[zafim-paladia] 8 descendants à la sixième génération [1.5]
9 sixième génération [1.54]
Ohatra  10  Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza? [2.5]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Voambolana  13  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12