Entry | 1 zafin-dohalika |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 zafy, lohalika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra |
Explanations in French |
5 [1.3] la quatrième génération 6 [1.54] [zafindohalika] quatrième génération |
Examples |
7 [4.27] Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika. |
Vocabulary |
8 Relationships: family |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |