Entry | 1 zavamaniry |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 zavatra, maniry |
All compound words | 4 10 words containing zavamaniry |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Anarana ikambanan' ny zavatra rehetra avy amin' ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery ao, misy faka, taho, ravina, voniny ary voa |
Explanations in French |
6 [1.13] plante, végétation 7 [1.196] Nom général des végétaux, de tout ce qui fait des pousses (maniry vient de tsiry). Par opposition à zava-miaina: tout ce qui a une haleine, un souffle (aina). Dans cette classification empirique malgache, beaucoup d'animaux inférieurs comme les coraux sont assimilés à des plantes. |
Examples |
8 [2.332] Manan' aina ny zavamaniry rehetra. 9 [2.117] Ireto avy ireo zavamaniry ahazoana menaka. 10 [2.508] Malaza ho mahay fanafody avy amin' ny zavamaniry ny Kalanoro. |
Vocabulary |
11 Botany: (in general) |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |