|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 z' inona |
| Singan-teny | 2 izay, 3 inona |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Teny enti-maneso sy manao tsinontsinona ny sasany:
6 Z' inona ialahy no mba manontany? / -- Havana e, Razoky, ka valio ihany; / Biby; samy biby ka mifanajà! (Rakotovao Joh.) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 for tsinona
[Provincial]
[1.2] 8 abbreviation of izay inona, a contemptuous way of saying: Who is so-and-so? [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[zinona]
9 (pour izay inona) terme de mépris, d'ironie:
10 Zinona ialahy? (Qui es-tu? Tu n'es rien du tout) 11 comme tsinontsinona [1.3] |
| Ohatra |
12 zinona ianareo Malagasy no mba hitady fahaleovantena!
[2.472#]
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 azon' ny, z' inona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|