Entry (1/6) | 1 ra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy [1.1] |
Explanations in English |
4 blood [1.7] |
Explanations in French |
5 le sang [1.3] 6 sang [1.8] |
Morphology |
|
All compound words | 9 66 combinations of this word |
Vocabulary | 10 Biology |
Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
Article | 12 Randzavola: ra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/6) | 13 ra |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 zavatra [Taisaka]
[1.78] |
Entry (3/6) | 16 ~ra~ |
Part of speech | 17 infix [Full list] |
Entry (4/6) | 18 ra- |
Part of speech | 19 article [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto [1.1] |
Explanations in English |
21 a personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I- [1.2] 22 prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa [1.7] |
Explanations in French |
23 préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa [1.8] |
All compound words | 24 36 combinations of this word |
Entry (5/6) | 25 ra |
Part of speech | 26 particule [Full list] |
Explanations in English |
27 an interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?) [Provincial]
See va, moa [1.2] |
All compound words | 28 5 combinations of this word |
Entry (6/6) | 29 Ra
![]() |
Part of speech | 30 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
31 radiƓma [1.66] 32 singa mivaingana, faha-88 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explanations in English |
33 radium [3.1] |
Vocabulary | 34 Chemistry |
Tables and plates |
35 Periodic Table |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |