Entry |
fitana
(ita)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Toerana misy ny rano marivo robohina mba
hahatongavana eny andafin'ny rano.
[1.1]
|
Explanations in English | [Rel. s. from mita (ita).] A ford [1.2]
|
| The act of crossing a river, a valley. etc., a crossing place, a ford [1.7]
|
Explanations in French | Action de traverser une rivière, une vallée, etc. ; gué [1.8]
|
| Traversée Conductibilité [1.13]
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
Article |
|
Entry |
fitana
(tana)
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Fomba entimitana:
Izao no filana sabatra raha tsy hainao. Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny. [1.1]
|
|
Entry |
fitana
(tana)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | [Provincial]
Provincial for the hand [tanana, held.] [1.2]
|
|
Entry |
Fitana
(fitana)
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -16.15, 49.1833333
|
|