Entry |
ampela
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taimoro]
zazavavy
[1.78]
|
| [Bara, Betsileo, Taisaka, Tandroy, Tanosy]
vehivavy
[1.78]
|
| [Betsileo]
Vavy [1.78]
|
| [Tandroy]
Vady: Mba ampela soa iñeo [1.78]
|
| Vehivavy, tovovavy [1.1]
|
Explanations in English | A girl, a woman. See vehivavy. [1.2]
|
| [Provincial]
A girl or woman [1.7]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Femme, fille. (Vaiàvy). [1.19]
|
| [Provincial]
Jeune fille, femme [1.8]
|
Examples |
1 | O Z' ampela roy e!
[2.606]
|
2 | Eka, hoy ampela ehy.
[2.150]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
ampela
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany ilany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika, mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina [1.1]
|
Explanations in English | A spindle, used for spinning or winding cotton, silk, etc. [1.2]
|
| A spindle [1.7]
|
Explanations in French | Fuseau ; quenouille [1.8]
|
Examples | ary mihazona ny ampela ny rantsan-tanany.
[2.996]
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
ampela
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sakalava]
Rivotra avy andrefana [1.1]
|
Vocabulary |
Hypernym |
|
Co-hyponyms |
|
|