Entry |
fahavaratra
|
Elementary words | faha~ ; varatra |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [1.1]
|
Explanations in English | The rainy season, the summer [1.2]
|
| Summer, the thunderstorm season [1.7]
|
Explanations in French | L'été austral, la saison des temps orageux [1.8]
|
Examples |
1 | Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra.
[2.59]
|
2 | Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka.
[2.117]
|
3 | asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra;
[2.69]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Analogs |
lohataona ~
fararano ~
ririnina |
Proverbs |
|
Entry |
Fahavaratra
|
Part of speech | name (book title)
|
Author | Ratsifandrihamanana Clarisse, 1965 |
Publishings | 1965. Imprimerie Faneva. Pages: 150.
|
Tables and plates | All the titles
|
Text |
|
|