Entry |
heloka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Olikolika, fiolikolehana: Misy heloka betsaka ity renirano ity [1.1]
|
Explanations in English | Crookedness [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | Courbure [1.8]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
heloka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fandikana ny lalàn' ny Nahary na ny fitsipiky ny fitondram-panjakana; hadisoana lehibe: Heloka bevava no vitany Sazy, noho ny hadisoana lehibe vita: Manefa ny helony any am-ponja izy [1.1]
|
Explanations in English | Perversity, crime, guilt, offence, injury, sin. [1.2]
|
| Guilt; condemnation [1.7]
|
Explanations in French | Faute, culpabilité; condamnation [1.8]
|
Examples |
1 | Ny heloka roambinifolo mahafaty
[2.508]
|
2 | Ary izay heloka nahafaty aza izao
[2.59]
|
3 | Heloka lehibe raha tsy manao izany
[2.649]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
heloka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Colère [1.19]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Other spellings |
|