Entry |
mihazakazaka
(hazakazaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha haingana dia haingana: Mahery mihazakazaka ny aositrisy Mila vonjy, manatona hangata-bonjy: Nihazakazaka aty aminao aho fa misy mahaporitra ahy kely
[1.1]
|
Explanations in English | To run [1.2, 1.7]
|
| To gallop [1.2]
|
| To race [1.7]
|
Explanations in French | Courir [1.3, 1.8]
|
| Galoper: Mahery mihazakazaka io soavaly io (Ce cheval court, galope fameusement) [1.3]
|
| Demander secours, avoir recours à [1.3]
|
Examples |
1 | Lasa izy nihazakazaka nankao an-trano:
[2.324]
|
2 | Tsy sahy nihazakazaka nialoha lalana azy toy ny fataony, tsy sahy niloa-bolana taminy indray mandeha akory ...
[2.470]
|
3 | Mihazakazaka manodidin-trano aloha no ataony, sady raotiny eny am-pihazakazahana ny rindrina zozoro.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mihazakazaka |
Past : |
nihazakazaka |
Future : |
hihazakazaka |
Imperative : |
mihazakazaha |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|