Entry | toloho | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Anaram-boron-dia [1.78] | |||
Karazam-borona dia, izay maneno lavareny [1.1] | ||||
Explanations in English | A kind of cuckoo [1.7] | |||
Explanations in French | Coucou [1.54] | |||
Espèce de coucou [1.8] | ||||
Examples | hoy ny toloho tany ho any nanakora ny tsi-fahakingan' i Zaka.
[2.5] | |||
Vocabulary | Zoology: birds | |||
Phytonyms |
| |||
Analogs | abilimborona ~ kankafotra | |||
Proverbs | Proverbs containing the word toloho | |||
Updated on 2020/07/31 |