Entry |
tsiambaratelo
|
Elementary words | tsy ; ambara ; telo |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra afenina tsy tiana ho fantatry ny be sy ny maro ka tsy lazaina afa-tsy amin' ny olona itokiana na sakaiza tiana vitsy foana: Mahatoky ahy ianao ka izany no ilazako aminao ny tsiambarateloko Zava-miafina tsy fantatra: Manana tsiambaratelo betsaka ny zavaboary
[1.1]
|
Explanations in French | [ tsy ambara telo ] Qu'on ne dit pas à trois; secret [1.3]
|
| Secret [1.5]
|
Examples |
1 | Mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala.
[2.472]
|
2 | Misaotra anao aho noho ny nanambaranao izany tsiambaratelo izany!
[2.270]
|
3 | Noraisiko ho tsiambaratelo ho ahy samirery hatry ny ela, ry Marizy havako.
[2.470]
|
|
|