|
|
|
|

Entry1  voamaina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Toy ny tsaramaso [1.13]
Explanations in French  5  Graines sèches [1.13]
Examples  6  Momba ny sakafo dia ny tsako na katsaka no voamaina foto-tsakafon'ny olona ankehitriny. [2.606#]
7  Mampamokatra ny tany azo volena, midika aloha izany hoe mamokatra ary avy eo manova na mikarakara ny voamaina, ny siramamy, ny voankazo, ny hena, etsetra; [4.27#]
Elementary words  8  voa, maina

Updated on 2023/10/17