|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mpilanja | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Donto tahaka ny Donto tahaky ny | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Endurci, comme l' épaule de l'esclave porteur de paquets. [2.415 #6354] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Mpanan-karena mahihitra : maty vao ambony bao. [2.558 #2573]
Mpanan-karena mahihitra : maty, vao misy mpilanja. [2.653 #1957, 2.974 #2] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy mba tia mandany vola hampiadanan-tena ny mahihitra ka rehefa maty ndeha halevina vao mba misy mpilanja. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Riche qui est avare : il attend d' être mort pour se faire porter. [2.415 #2310]
Un riche avare : n'a des porteurs qu’une fois mort. [2.974 #2] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Viavy ranjaly, sakafon' a mpilanja. [1.147 #V48] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|