|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitomany |
| Fototeny | 2tomany |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to cry for something [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 pleurer après quelque chose; pleurer [1.8] 7 [mitomañy] pleurer [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
8 nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala.
[2.324]
9 Sady nigogogogo nitomany indray izy... [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 14 jemby, 15 latsadranomaso, 16 lembolomaso, 17 manalanylohany, 18 manangantorana, 19 manaoranomasohavozona, 20 manezakezaka, 21 manganohano, 22 miafatrafatra, 23 miapokapoka, 24 miatatra, 25 midradradradra, 26 midradraka, 27 mifaditraahitra, 28 mifakobozakaamanahitra, 29 mifararemotra, 30 mifendrotra, 31 mifiadranomaso, 32 mifokofoko, 33 migigika, 34 migogogogo, 35 mihandrohandro, 36 mijafajafa, 37 mijoy, 38 mikehina, 39 miketaketa, 40 mikiakiaka, 41 mikonainaika, 42 mitanisanisa, 43 mitolokoloko, 44 mitoreo, 45 mitrifantrifana, 46 tomany, 47 tsymahajeryolona |
| Kamban-teny rehetra | 48Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 49 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 50 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|