|
|
|
|

Teny iditra1  Vigna    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Vigna angivensis  4 avoko, 5 fokotsaramaso, 6 kifoka, 7 kimaotsa
Vigna capensis  8 olana
Vigna catjang  9 voanimba
Vigna luteola  10 vahimbibilava
Vigna sinensis  11 antsiroke, 12 bozy, 13 langom-boanemba, 14 lojy, 15 lozy, 16 tsiaridrafy, 17 voanemba, 18 voanimba

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28