|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 zara |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo
4 Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary? 5 Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a lot, a share
7 a division [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 part, lot; partage
[1.8] 9 division, quotient [1.13] |
| Ohatra |
10 Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy!
[2.69]
11 Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 27 Matematika: rafitrisa |
| Kamban-teny rehetra | 28 Fikambanana 30 amin' io teny io |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 30 Zara |
| Sokajin-teny | 31 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
32 Zerah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 Zérah
[2.996] |
| Ohatra |
34 Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara;
[2.996]
|
| Voambolana | 35 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 36 zera, zera, zera |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 37 Toko sy andininy momba Zara |
| Lahatsoratra | 38 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara |
| Fivaditsoratra | 39 Arza, 40 raza, Zara, zara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|