Entry | 1 adim-pamantaranandro |
Elementary words | 2 ady, 3 famantarana, 4 andro |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1] |
Explanations in French |
7 Heure [1.3] |
Vocabulary | 8 Time |
Synonyms | 9 adiny |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |