|
|
|
|

Entry (1/2)1  ahy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra.
Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ. [1.1]
Explanations in English  4  Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine. [1.2]
5  Me (as object); mine [1.7]
Explanations in French  6  à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe. [1.3]
7  A moi, me [1.5]
8  Moi (objet), mien [1.8]
9  à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy]. [Tanala] [1.6]
Explanations in Italian  10  me, a me [1.18]
Examples  11  Aiza no misy ahy? [2.5]
12  Natoky ahy i Feno. [2.472]
13  Iza no mba tia ahy? [2.471]
14  Mivavaha ho ahy koa. [2.499]
15  Asa izay fiheverany ahy. [2.4]
Morphology 
16  Simple :
All compound words  17  5 combinations of this word
Analogs  18  aho, ko
Tables and plates  19  All the pronouns

Entry (2/2)20  ahy
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  tahotra [1.1]
23  fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra [1.13]
Explanations in English  24  solicitude, inquietude, anxiety, care, attention. [1.2]
Explanations in French  25  soin, sollicitude, soupçon [1.3, 1.5]
26  inquiétude, souci [1.3]
27  conscience [1.13]
Examples  28  Aiza no misy ahy? [2.5]
29  Natoky ahy i Feno. [2.472]
30  Iza no mba tia ahy? [2.471]
31  Mivavaha ho ahy koa. [2.499]
32  Ny ahy toaka mahery! [2.583]
33  Mba kivazivazy ny ahy. [2.895]
34  Asa izay fiheverany ahy. [2.4]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Vocabulary  48  Philosophy 49  Emotions

Anagrams  50 ahy, 51 hay, 52 hia, 53 iha

Updated on 2025/10/08