|
|
|
|

Entry (1/3)1  alika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza. / Tsy alikan' izay zaza izany!. [1.1]
Explanations in English  4  Used also in contempt for a human being [1.2]
Explanations in French  5  cynique [1.3#22]
6  Terme d' injure : se disait de la mauvaise conduite [2.415]
Derivatives 
Names :
Adjectives :
All compound words  10  alikan' olona

Entry (2/3)11  alika
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  (alikalika no fampiasa kokoa) Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1]
Explanations in French  14  l'action de se montrer difficile, méticuleux, délicat [1.3#22]
Derivatives 
Names :
All compound words  16  varotra alika
Synonyms  17  alikalika

Entry (3/3)18  alika
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary lava vatana kokoa (amin' ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe vovò na mivovò; indraindray izy mivovò na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin' izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin' ny Ntaolo tamin' ny hoe alika sy amboa, ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy [1.1]
Explanations in English  21  a dog. See also amboa [1.2]
22  a dog [1.7]
Explanations in French  23  chien [1.3.fr#22, 1.54, 1.8, 1.13]
Morphology 
24  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  39  6 combinations of this word
Vocabulary  40  Zoology: mammals
Analogs  41  amboa
Proverbs  42  Proverbs containing that word
Article  43  Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  44 alika, 45 Ikala, 46 ilaka, 47 kalay, Kalay, 48 laika, 49 liaka

Updated on 2025/10/11