Entry | 1 ampahafolo |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 folo |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.10#F635] ny iray amin' ny zavatra nozaraina folo 6 [1.1#65] [ampahafolo] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy 7 [1.13] zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy |
Explanations in English |
8 [1.2#199] [ampahafolony] one tenth |
Explanations in French |
9 [1.3#182, 1.5#122] [ampahafolony] un dixième 10 [1.13] dixième |
International |
11 [3.1] 1/10 |
Examples |
12 [2.895#82] Mandadia ilay nateraka ho biby, fa tsy mbola ampy ampahafolon'ny heriko ny hatanjahan'ialahy |
Vocabulary |
13 Mathematics: arithmetic |
Analogs | 14 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahazato |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |