|
|
|
|

Teny iditra1  ampahatelo
Fototeny  2 telo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [ampahatelo] 4 Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy [1.1#66]
Fanazavàna teny anglisy  [ampahatelony] 5 a third part (and so with larger numerals) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [ampahatelony] 6 le tiers [1.3]
[ampahatelony] 7 tiers [1.13]
[ampahatelony] 8 le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres) [1.8]
Ohatra  9  Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra [2.472#102]
10  ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka [2.996#14.23.5]
11  ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana [1.123]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Voambolana  13  Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  14  ampahadimy, 15  ampahafito, 16  ampahafolo, 17  ampahasivy, 18  ampahavalo, 19  ampahazato, 20  ampahefatra, 21  ampahenina
Kamban-teny rehetra  22 ampahatelo amby ny folony
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09