|
|
|
|

Entry1  ampahenina
Part of speech  2  noun
Root  3  enina
Morphology 
4  Simple :
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1#66] [ampahenina] Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny
Explanations in English  8  [1.2#136] [ampaheniny] the sixth part, one sixth
Explanations in French  9  [1.3#126, 1.5#100] [ampaheniny] un sixième
International  10  [3.1] 1/6
Examples  11  [2.436#139] ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty
12  [2.113#42] Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany
13  [1.437] Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny
Vocabulary  14  Mathematics: arithmetic
Analogs  15  ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato

Anagrams  16  ampahenina, anampehany, anempahany, niempahana

Updated on 2025/08/10