|
|
|
|

Entry1  ampahasivy
Part of speech  2  noun
Root  3  sivy
Morphology 
4  Simple :
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1#66] [ampahasivy] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy
Explanations in English  7  [1.2#577] [ampahasiviny] one ninth
Explanations in French  8  [1.3#613, 1.5#264] [ampahasiviny] un neuvième
International  9  [3.1] 1/9
Examples  10  [2.643#28] Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako
Vocabulary  11  Mathematics: arithmetic
Analogs  12  ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahafolo, ampahazato

Updated on 2025/08/10