Entry (1/3) | 1 ampy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Antonona an' izay ilaina, sahaza: Tsy mbola ampy izao fahaizanao izao fa mbola tokony hianatra ihany ianao / Efa ampy ny variko, tompoko, fa misaotra. |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] sufficient, enough 5 [1.2] It governs the accusative case, as Ampy anao izany (That is sufficient for you). [Mal. sampai.] |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.13] suffisant 7 [1.8] assez |
Derivatives |
|
Analogs | 12 antonony, sahaza |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word ampy |
Entry (2/3) | 18 ampy |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 [1.78] [Taimoro, Tanosy]
kotrobaratra, varatra |
Explanations in English |
21 [1.2] [Provincial]
the thunder which comes near |
Vocabulary |
22 Meteorology |
Entry (3/3) | 23 ampy |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in Malagasy |
25 [1.78] [Betsimisaraka]
karazan-javamaniry izay maraorao ny raviny ka raha vao mikasika ny raviny dia mivonto ny hoditra |
Explanations in English |
26 [1.2] [Betsimisaraka]
a shrub (or tree?) from the fibre of which a kind of string is made |
Explanations in French |
27 [1.196] (nom donné à plusieurs plantes urticantes). Urera longifolia Wedd. (Urticaceae). Voir ampilela, ampilelavarika, ampimbato. [Bezanozano] 28 [Sakalava] 29 [Tsimihety] |
Vocabulary |
30 Botany: tree |
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Anagrams | 33 ampy, apim |
Updated on 2025/05/11 |
![]() |