Entry (1/3) | 1 anoano |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in English |
5 [1.2] praise, blessing. (Prov.) See dera. |
Explanations in French |
6 [1.19] [Tankarana]
louanges. |
Entry (2/3) | 7 anoano |
Part of speech | 8 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Anjoanjo, vinany: Anoanon-kevitra |
Explanations in English |
12 [1.2] a guess, anything done at random. |
Explanations in French |
13 [1.54] histoire amusante |
Analogs | 14 angano, anjabobo, arira, fasitara, habobo, haga, karijo, tantaravalamaty, taria |
Entry (3/3) | 15 anoano |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Karazam-bibikely lehibebe kokoa noho ny renitantely, misy elatra sy tandroka roa ary misy fofona maimbo miraikitra amin' ny tanana mamoriporitra azy |
Explanations in English |
18 [1.2] a species of field-bug. |
Vocabulary |
19 Zoology: invertebrates |
Anagrams | 20 anoano, aonona, noanoa, onoana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |