|
|
|
|

Teny iditra1  fasitara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lainga sy habobo entina hamitahana na handokadokafana:
4 Olona be fasitara koa Rangahy iny! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 baliverne [1.54]
Mpanahaka  6  angano, 7  anjabobo, 8  anoano, 9  arira, 10  habobo, 11  haga, 12  karijo, 13  tantaravalamaty, 14  taria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17