Entry | 1 arahaba nieran' ny loza amin' antambo |
Elementary words | 2 arahaba, 3 miera, 4 loza, 5 amy, 6 antambo |
Part of speech | 7 locution |
Explanations in Malagasy |
8 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara [1.1] |
Vocabulary | 9 Forms of Address |
Synonyms | 10 arahaba tsy maty fo aman' aina |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |