|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 araka |
| Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada. Hovaliana araka ny nataontsika avy isika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 according to, following [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 selon, suivant [1.3, 1.8] 6 d'après, en proportion [1.3] |
| Ohatra |
7 araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion)
[1.3]
8 araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire) [1.3] 9 araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail) [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 157 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 13 araka |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 action de suivre, d’accompagner action de réclamer, d'imiter [1.3, 1.5] 17 action de revendiquer action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 40Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 41 araka |
| Sokajin-teny | 42 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
43 reraka, sasatra [Betsimisaraka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 44 araka |
| Sokajin-teny | 45 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
46 karazan-toaka mahery [1.10] |
| Fivaditsoratra | 47 Akara, 48 araka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|